![]() ▪︎ Ny lalam-pirenena faha 5 (RN 5A) izay mampitohy an'Ambilobe sy Vohemar, efa andalam-pahavitana ankehitriny. ▪︎ Ny lalam-pirenena faha 13 (RN13), mampitohy an'Ambovombe sy Taolagnaro, hatomboka amin'ny 17 Jona 2022, ny fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny asa fanarenana. 1 - IREO TETIKASA LEHIBE : ▪︎ Ny lalam- pirenena faha 12A (RNT 12A) mampitohy an'i Taolagnaro sy Vangaindrano izay hatomboka amin'ny faha 18 Jona 2022 izao ny fanamboarana azy ho tara sy ny fanoloana ireo bac ho tetezana. ![]() Novelaberiny tamin'izany ireo tetikasa lehibe sy ireo fanamboaran-dalana izay sahanin'ny Ministeran'ny Asa Vaventy. ITY KOSA ALOHA A□□□□□□□ Nanatanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanao Gazety, androany maraina, Andriamatoa Minisitry ny Asa Vaventy HATREFINDRAZANA Jerry. Na tomhle filmu se podilelo klidne treba 12 reziseru. "My mame spatnyho chlapa" KATE SPEAV HO JSI PRECE SESTRA" "JASNE JEN CO SI DONESU VTERINOVE LEPIDLO" - dalsi sitcom scena. Rad si strkal jehly do vlastniho konecniku. Oni umlatili otisova brachu (DIVADELNI SCENA AKA TOSESKURVAPOSRAL) ![]() (TAK TADY JSI) (UZ SE UDELAL) (SKVELY SDELENI DIVAKUM) Tenhle film je naprosta ukazka lasky k filmovymu remeslu. Kim je ta kterou chci vopichat na zadnim sedadle svyho auta. Ja vim ze uz jsem to psal ale ta HUDBA!!!!!! Videl jsem tvoji frndu a funky music drop. Me je proste ten typek strasne sumpatickej. ![]() Zatimco mucim vasi dceru, roznasim pizzu s handsfree na hlave a volam vam.(VUBECNEVYDZOMKURVAANITROCHU ![]()
0 Comments
Leave a Reply. |
AuthorWrite something about yourself. No need to be fancy, just an overview. ArchivesCategories |